bmm_jhn_text_reg/01/37.txt

1 line
489 B
Plaintext

37Naharegny ananjy nivôlagna zegny re mpianany roa kai nagnaraka an'i Jesosy zaré. 38Avy te Jesosy nitodika kai nahita anjaré nagnaraka Ananjy kai nivôlagna anjaré hoe: ''Ino no ilainaré?'' Namaly zaré hoe: ''Raby (Zay midika hoe mpampianatra), aiza Anô no mitoetra?" 39Namaly anjaré Izy hoe: "Magnatôgna ary zahà. " Ary nagnatogna zaré kai nahita ny toeragna zay nonenany; nitoetra niaraka taminanjy tao zaré tamin'io andro io, fô tôkony aifa ho laira fahafôlo taminjagny.