bmm_jhn_text_reg/01/06.txt

1 line
262 B
Plaintext

6 Nisy lalahy raika nasain'Andriamanitra, Jaona agnarany. 7Tônga izy mbô ho vavolombelogna hagnambara ny mômban'ny fahazavagna, mbô hinoan'ny jiaby amin'ny alalany. 8Tsy Jaona lay fahazavagna, fô tônga ndraika mbô hagnambara ny mômba lay fahazavagna izy.