bmm_jhn_text_reg/06/19.txt

1 line
386 B
Plaintext

19Kôfa nivory te amin'ny dimy amby roapôlo na telopôlo stadio te izy re, de nahita an'i Jesosy nandaiha te amin'ny ranomasigna ary nariny ny sambokely, kai de natahotra zaré. 20Fô Aoziny taminjaré hoe: 'Zaho foagna itô! Aza matahotra." 21Avy te de vôgnona ny handray Ananjy tao amin'lay sambokely zaré, ary te no eo de tônga tagny amin'lay toairagna alehanjaré lay sambokely.