bmm_jhn_text_reg/03/29.txt

1 line
282 B
Plaintext

29 Ny ampakarigna de amin'ny mpampakatra.Ary ny sakaizan'ny mpampakatra, zay nitsangagna sy mitandregny ananjy, de mifaly indrindra nohon'ny amin'ny farignaisany ny feon'ny mpampakatra. Zagny, ary,no mameno hafaliàko.30 Tsy maintsy mintombo Izy, fô zaho kosa tsy maintsy mihegna.