bmm_jhn_text_reg/02/06.txt

1 line
367 B
Plaintext

6 Ary nisy siny vato enina teo zay fampiasaigna amin'ny andro fisasan'ny Jiosy, mazaka roa hatramin'ny telo metatra aby.7Aozy Jesosy taminjaré hoe:" Finoà rano ny siny.'' kai nifinoàn- jaré ziska amin'ny môlony zaigny.8Nony avy te de Aozy tamin'iré mpanompo hoe:''Magnovôza amin'izay ary indôso agny amin'ny tômpon'andraikitra.''Kai nitanterahin-jaré zagny.