bmm_jhn_text_reg/01/29.txt

1 line
402 B
Plaintext

29Amaraigna Jaona nahita an'i Jesosy nagnatona ananjy ary nivôlagna hoe: "Zahà, indro ny zanak'ondrin'Andriamanitra zay magnala ny fahotan'izao tontolo izao!" 30Itô lay raika zay nivolagniko hoe: 'Lay raika zay tônga avy afarako de maventy be noho zaho, satria talôhako Izy.' 31Ary zaho tsy nahafantatra Ananjy, fô mbô ho voavôlagna amin"Israely izy no nihaviàko hagnano batisa amin'ny rano.''