1Tamin'ny voalôhany ny Teny, ary ny Teny tamin'Andriamanitra, ary ny Teny de Andriamanitra. 2Zagny de tao amin'Andriamanitra tamin'ny voalôhany. 3Ny raha jiaby de avy Aminanjy aby, ary kô tsy noho Izy de tsy nisy na ino na ino.