\v 19 Ary Jesosy nivôlagna zaigny mbô hahafantaragna hoe:"ny karazagna fafataisagna karaha ino no agnomianazan'i Petera voninahitra an'Andriamanitra. Kôfa avy nivôlagna an-jagny Izy, de Aozy tamin'i Petera hoe:"Magnaraha Anahy."