bmm_jhn_text_reg/21/17.txt

1 line
585 B
Plaintext

\v 17 Nivôlagna taminanjy am- pagnitelo izy hoe:"Simona, zanak'i Jaona, tià Anahy mô anô?'' De nalahelo Petera satrià Jesosy nagnano intelo taminanjy hoe:" Tompo, Anô mahafatantra ny raha jiaby,fantanô fô tiàko Anô'' Aozy Jesosy taminanjy hoe:" Fahano ny ondriànahy.'' \v 18 Volagniko aminô marigna, de marigna tikoàtra ,tamin'ny anô mbôla tanora, de zatra nampiditra raika ny ankanjonô ary nandaiha tamin'zay tianô, fô kôfa nahai- antitra anô, de haninjitra ny tagnanô, ary ôlon-kafa no hampiakanjo anô sy hitôndra anô amin'zay lalagna tiànô andihanagna.''