1 line
381 B
Plaintext
1 line
381 B
Plaintext
\v 12 Aozy Jesosy taminan-jaré hoe:" Avià hihinagna mandraigna:" Tsisy tamin'ire mpianatra nasahy nagnontany Ananjy hoe: ''Izôvy mô Anô?'' Fantan- jaré fô ny Tompo io. \v 13 Nagnatogna Jesosy, nandray ny môfo, ary nagnomia zaigny anjaré, karanjagny koà ny lôka. \v 14 Fagnintelony min'io no nisehoan'i Jesosy tamin'ire mpianatra tafaran'ny nitsanganany tamin'ny maty. |