bmm_jhn_text_reg/19/19.txt

1 line
364 B
Plaintext

\v 19 Nanôratra famantaragna koà Pilato ary namaitraka zagny te amin'ny hazofijaliagna. Zao no voasôratra te: JESOSY AVY AGNY NAZARETA, LAY MPANJAKAN'NY JIOSY. \v 20 Maro tamin'iré Jiosy no namaky zagny famantaragna zagny satrià tsy lavitra ny tanàgna no misy ny toairagna nonomboagna an'i Jesosy.Lay famantaragna de nisoratagna tamin'ny Hebreo,Latina,Grika.