bmm_jhn_text_reg/19/07.txt

1 line
370 B
Plaintext

\v 7 Namaly azy irè Jiosy hoe :"Managna lalàgna antsika, ary araka ny lalàgna tôkony ho foaty Izy satrià milaza taigna ho Zanak'Andriamanitra.'' \v 8 Kôfa regnin'i Pilato zegny, de natahotra mafy izy, \v 9 ary niditra takô amin'ny lapam-panjakagna ndraiky Izy kay nivôlagna tamin'i Jesosy hoe :"Avakaiza ny fiaviànô?'' Kanaifa tsy nagnamia teny ananjy Jesosy.