bmm_jhn_text_reg/18/28.txt

1 line
443 B
Plaintext

\v 28 Avy té nindosinjaré avy tao amin'i Kaiafa ho agny agnaty rova Jesosy.Mbôla mandraigna bé n'y andro tamin'zagny, ary zaré de tsy niditra tao agnaty rova mbô tsy ho voaloto fô aifa hihinagna n'y Paska. \v 29 Kay nivoàka te aminjaré Pilato kay nivôlagna hoe:" Ino ny fiampangagna indonsinaré manôhitra tô lalahy tô?" \v 30 Namaly zaré ary nivôlagna taminanjy hoe:" Kô tsy mpagnano ratsy i lalahy io, de tsy natolonay anô."