1 line
319 B
Plaintext
1 line
319 B
Plaintext
\v 18 Kô mankahala anaré zao tontolo zao, fantaro fô nankahala Anahy izy talôhan'ny nankahalany anaré. \v 19 Kô avy amin'izao tontolo zao anaré, anaré, de ho tian'izao tontolo zao karaha ny azy anaré. Fô satrià anaré ary nifidiko hiala amin'izao tontolo izao, noho zagny de halalan'izao tontolo izao anaré. |