bmm_jhn_text_reg/12/41.txt

1 line
345 B
Plaintext

\v 41 Isaia nivôlagna iré raha ré satrià hitany ny voninahitr'i Jesosy kay nivôlagna mômba Ananjy. \v 42 Kanaifa na zagny aza, de maro tamin'iré mpanapaka no nino an'i Jesosy; fo noho iré Fariseo, de tsy ho voasakagna ho amin'ny Synagoga. \v 43 Tian-jaré kokoà ny fideragna avy amin'ny ôlogna noho ny fideragna avy amin'Andriamanitra.