bmm_jhn_text_reg/12/20.txt

1 line
367 B
Plaintext

\v 20 Ary nisy grika vitsivitsy tamin'iré zay niakatra hidaira agny amin'ny firavoravoàgna. \v 21 Nankagny amin'i Filipo zaré, zay avy agny Betsaida agny Galilia, ary nagnontany ananjy hoe: "Tompoko, mbô ti-hahita an'i Jesosy zahay." \v 22 De lasagna i Filipo nivôlagna tamin'i Andrea; de lasagna Andrea niaraka tamin'i Filipo, ary nivôlagna an'i Jesôsy zaré.