\v 16 Tsy nahazo iré raha iré ny mpianany tamin'ny vôlôhany; fô kôfa namiàm-boninahitra Jesosy, de tsaroàn-jaré fô voàsôratra mômba Ananjy iré raha ré ary aifa natôn-jaré taminanjy zagny.