\v 13 Ary kôfa nariny ny Pasky ny Jiosy, de niakatra tagny Jerosalema Jesosy. \v 14 Nahita mpivarotra aomby, ondry ary voromailala takô an- tempoly Izy, ary nipaitraka takô koà iré mpanakalo vôla.