1 line
296 B
Plaintext
1 line
296 B
Plaintext
1 Ary nisy Fariseo raiky antsôvigna hoe Nikodemosy, mpitarika Jiosy.2 Nagnatogna an'i Jesosy tamin'ny andro aligna io lalahy io ary nivôlagna taminanjy hoe:" Raby, fantanay fô zay avy min'Andriamanitra Anô, satrià tsisy mahavita ire famantaragna atônao kô tsy miaraka amin'Andriamanitra.'' |