|
\v 26 Avake Jesosy nivôlagna hoe: "Lay hamiako itô môfo itô zegny.'' Kay kôfa nolomany ny môfo, de namiany an'i Jodasy Zanak'i Simona Iskariota zegny. \v 27 Ary tavafaran'ny môfo, de niditra takô aminy satana, kay ahozy Jesosy taminy hoe: ''Zay atônô, atôvy malaky zegny.'' |