bmm_jhn_text_reg/03/25.txt

1 line
332 B
Plaintext

\v 25 Avy také nisy fifandiragna tamin'ny sanany aminjaré mpianatr'i Jaona sy Jiosy raiky momban'ny andro fisasagna. \v 26 Nagnantogna an'i Jaona zaré ré ké nivôlagna hoe: "Raby, Lay raiky niaraka taminô tagny ampitan'ny reniranon'i Jordana, zay nambaranô, indro, magnano batisa Izy, ary magnantogna Ananjy aby zaré jiaby."