bmm_jhn_text_reg/03/05.txt

1 line
262 B
Plaintext

\v 5 Namaly Jesosy hoe: "Volagniko marigna aminô tokoà, fô kôfa tsy nateraka tamin'ny rano sy ny fanahy ny zanak'ôlogna, de tsy afaka hiditra akô amin'ny fanjakan'Andriamanitra izy. \v 6 Zay ateraky ny nôfo de nôfo, ké zay aterakiny ny Fanahy de fanahy.