37 Na de nagnano famantaragna maro te agnatraihan-jaré aza Jesosy,de tsy ninoan-jaré.38 mbô ho tantairaka ny tenin'Isaia mpaminagny, zay nivôlagna hoe:"Tompo, zôvy no nino ny tatitray, ary zôvy no nampisehoagna ny sandrin'ny Tompo?"