14Ary kara ny nanandratan'i Mosesy ny bibilava tagny an'efitra, no tsy maintsy hanandratagna ny zanak'Ôlogna, 15mbô hanagna fiaignana mandrakizay zay jiaby mino Ananjy.