\v 1 Avake nidôsin' i Pilato Jesosy kay nivileziny. \v 2 Nandrenitra satroka tsilo irè miaramila. Napaitrajare tandôhan'i Jesosy zegny ary nagnatôvagna lamba vôlomparasy Ananjy. \v 3 Nagnontany Ananjy irè ary nivôlagna hoe :''Arabaigna, ry mpanjakan'ny Jiosy !''ary namely Ananjy zare.