1Telo andro tafarany, de nisy fampakaram- bady tao Kanà ao Galilia, ary taka ny renin'iJesosy.2 Jesosy sy ré mpianany dia nasaigna tamin'lay fampakaram- bady.