35Noho zegny irè Jiosy de nifampiraisaka hoe:" Fô handaiha ho aiza io lalahy io no tsy ho vitantsika ny hizaha Ananjy? Handaiha ho agny amin're Grika de hagnanatra re Grika? 36Ary ino ny dikan'ny teny nivolagniny hoe: 'Hizaha Anahy anaré fô tsy hahita Anahy; zay handianako, tsy ho azonaré andihanagna'?"