25 Nisy sanagny tamin'ire avy agny Jerosalema Nivôlagna hoe:"Tsy itô ve lay tadiavinjare ho vonigna ?''26 Zahà , miraisaka miarihary Izy, ary tsisy mivôlagna na ino na ino Azy zare no Kristy, sa ahoàna?27 Aifa haintsika hoe avakaiza i lalahy i. Fô kôfa tônga lay Krisity de tsy hoisy hahafantatra hoe avakaiza Izy.''