9Avake ahozy viavy Samaritana i taminy hoe :" Anô nay Jiosy ay Za Samaritana nagnino anô mangao rano hihoanigna aminahy ?'' Fô irè Jiosy de tsisy hifandraisagna amin'ny Samaritana. 10 Fô namaly Jesosy kay nagnano taminy hoe :"Kôfantanô ny fagnomiazan'Andriamanitra,sy zay mivôlagna aminô hoe:'Amià zaho ho sotroiko, de anô ndraika no ho nangaho taminanjy, kai amiàny rano velogna.''