40Raika tamin're mpianatra roa naharegny an'i Jaona nivôlagna ary nagnaraka an'i Jeosy avy eo i Andrea, rahalahin'i Simona Petera. 41Nitady an'i Simona rahalahiny alôha izy ary nivôlagna taminanjy hoe: "Hitanay ny Mesia" (zay adika hoe Kristy) 42Nitondra ananjy tagny amin'i Jesosy izy, ary nizaha ananjy Jesosy ka nivôlagna hoe: "Anô de Simona zanak'i Jaona, Anô de antsovigna hoe:"Kefasy" (zay midika hoe: Petera).