12Fô re maro nandray Ananjy, zay nino ny agnarany, de namiàny fahefagna ho tônga zanak'Andriamanitra. 13Re de tsy natairaka tamin'ny rà, na ny sitrapon'ny nôfo, na ny sitrapon'ny ôlogna, fô ny an'Andriamanitra.