19Ary zao no fagnambaran'i Jaona kôfa nagnasa reo mpisorona sy Levita avy tagny Jerosalema hankeo aminy re Jiosy mbô hagnontany ananjy hoe: "Zôvy mô anô?" 20Nitsotra izy, ary tsy nandà, fô namaly hoe: "Tsy Kristy zaho." 21Kai nagnontany ananjy zaré hoe: "Ino ariky zegny anô?" Elia va anô?" Nivôlagna izy hoe: "Tsy izy zaho." Aozinjaré hoe: ''Anô mô lay mpaminagny?''Namaly izy hoe: "Ahai."