\v 9 Ary nisy vahoaka maro tamin'iré Jiosy nahafantatra fô také Jesosy, kai nagnatogna zaré, tsy ho an'i Jesosy raiky foàgna, fô mbô hahita an'i Lazarosy ndraiky koà, lay natsangan'i Jesosy tamin'ny maty. \v 10 Iré lohan'ny mpisorogna de nitetika niaraka mbô hafahan-jaré hanôsika an'i Lazarosy amin'ny fafataisagna foàgna koà; \v 11 satrià noho Izy no nahatonga ny ankamaroan'iré Jiosy andaiha ary nino an'i Jesosy.