\c 12 \v 1 Enin'andro mialôhan'ny paska, de tônga takô Betania Jesosy, zay nipitrahan'i Lazarosy, lay aifa natsagan'i Jesosy tamin'ny maty. \v 2 Kay nagnano sakafo ho Ananjy zare, ary Marta no nandroso aninjaré, fô Lazarosy ndraiky de agnisan'iré niara-nipaitraka tamin'i Jesosy také amin'ny latabatra. \v 3 Avy té Maria nalaka mainaka magnitra litatra raika zay vita tamin'ny narda sarobidy, kay nagnôsotra ny tongontr'i Jesosy tamin'zagny, ary namafa ny tongony tamin'ny voro-dôhany. Feno ny hagnitr'lay mainaka ny tragno.