\c 2 \v 1 Telo andro tafarany, de nisy fampakaram-bady takô Kanà akô Galilia, ary takô ny maman'i Jesosy. \v 2 Jesosy sy iré mpianany dia nasaigna tamin'ilay fampakaram- bady.