auto save

This commit is contained in:
MAD008 2020-07-31 19:58:07 -04:00 committed by root
parent c19d2aa214
commit eaf0c4c4f5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
28 Ahozy Jesosy hoe :" Kôfa asandratrare ny Zanak'Ôlogna, de ho fantatrare fô za no IZY, ary tsy magnano na ino na ino ho Za. Araka ny nampianaran'ny Baba Za, no hilazako irè raha irè. 29 Izy zay nagniraka Za de miaraka aminahy, ary tsy namaila Za raikia Izy, noho Za magnano zay ankasitrahany mandrakariva.''30 Ra nilaza irè Jesosy, de baitsaka no nino Anajy.
28 Ahozy Jesosy hoe :" Kôfa asandratrare ny Zanak'Ôlogna, de ho fantatrare fô za no IZY, ary tsy magnano na ino na ino ho Za. Araka ny nampianaran'ny Baba Za, no hilazako irè raha irè. 29 Izy zay nagniraka Za de miaraka aminahy, ary tsy namaila Za raikia Izy, noho Za magnano zay ankasitrahany mandrakariva.''30 Ra nilaza irè Jesosy, de baitsaka no nino Ananjy.