Mon Oct 12 2020 12:20:52 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-12 12:20:53 -04:00
parent 1a9775ed48
commit e693247738
4 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 57 Karaha ny nagnasan'ny Ray velogna Anahy, sy karaha ny hivilômako nohon'ny Ray, zay hômagna Anahy, de ho velogna koà noho ny Aminahy. \v 58 Itô lay môfo nirôrogna avy agny an- dagnitra, tsy karaha ny Dadilahy nihinagna ké naty. Zay hômagna itô môfo itô de ho velogna mandrakizay.'' \v 59 Fô Jesosy nivôlagna iré raha iré takô amin'ny Synagoga kôfa nampianatra takô Kapernaomy Izy.
\v 57 Karaha ny nagnasan'ny Ray velogna Anahy, sy karaha ny hivilômako nohon'ny Ray, zay hômagna Anahy, de ho velogna koà noho ny Aminahy. \v 58 Itô lay môfo nirôrogna avy agny an-dagnitra, tsy karaha ny Dadilahy nihinagna ké naty. Zay hômagna itô môfo itô de ho velogna mandrakizay.'' \v 59 Fô Jesosy nivôlagna iré raha iré takô amin'ny Synagoga kôfa nampianatra takô Kapernaomy Izy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 66 Noho izégny, maro tamin'iré mpianany no lasagna ary tsy niara-dià taminanjy eky. \v 67 De ahozy Jesosy taminjaré roy ambin'ny fôlo hoe: "Tsy te-handeha koà mô anaré, sa tsia? \v 68 Ary Simona Petera namaly Ananjy hoe: "Tompo, ho agny amin-jôvy mô zaihay? Anô no managna ny teny fiainagna mandrakizay, \v 69 ary nino zaihay ké magnatogna mbô hahafatatra fô Anô no lay Masign'Andriamanitra.''
\v 66 Noho izégny, maro tamin'iré mpianany no lasagna ary tsy niara-dià taminanjy eky. \v 67 De ahozy Jesosy taminjaré roy ambin'ny fôlo hoe: "Tsy te-handeha koà mô anaré, sa tsia? \v 68 Ary Simona Petera namaly Ananjy hoe: "Tompo, ho agny amin-jôvy mô zahay? Anô no managna ny teny fiainagna mandrakizay, \v 69 ary nino zahay ké magnatogna mbô hahafatatra fô Anô no lay Masign'Andriamanitra.''

View File

@ -1 +1 @@
Tôko 7
Tôko faha 7

View File

@ -159,6 +159,7 @@
"06-50",
"06-52",
"06-54",
"06-57",
"06-60",
"06-62",
"06-64",