auto save

This commit is contained in:
MAD008 2020-08-05 08:26:35 -04:00 committed by root
parent f119f0a0f7
commit c67e87330b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
15 Nagnaraka an'i Jesosy Simona Petera, ary nagnano karaha zagny koa ny mpianatra raiky hafa. Ary fantatr'lay mpisorognabe zagny mpianatra zagny, ary niditra niaraka tamin'i Jesosy tamin'ny kianjan'ny mpisorognabe izy;16 fô Petera de nijoro tivailan'ny vavahady.Noho zagny lay mpianatra hafa, zay fantatry ny mpisorognabe, de nivoàka kay nivôlagna
15 Nagnaraka an'i Jesosy Simona Petera, ary nagnano karaha zagny koa ny mpianatra raiky hafa. Ary fantatr'lay mpisorognabe zagny mpianatra zagny, ary niditra niaraka tamin'i Jesosy tamin'ny kianjan'ny mpisorognabe izy;16 fô Petera de nijoro tivailan'ny vavahady.Noho zagny lay mpianatra hafa, zay fantatry ny mpisorognabe, de nivoàka kay nivôlagna tamin'lay mpanompo vavy zay mpiambigna ny vavahady ary nitôndra an'i Petera hiditra.