auto save
This commit is contained in:
parent
76027ae481
commit
b00680b8b5
|
@ -1 +1 @@
|
|||
42 Jesosy Nivôlagna azy irè hoe :" Ra Andriamanitra no babanare , de tôkony ho tià Za anare , satrià avy tamin'Andriamanitra no nivoahako sy nandianako atô; fô tsy tônga ho azy Za , fô Izy no nagniraka Za.43 Nagnino no tsy azonare ny teniky ? Zegny de satrià tsy afaka hagneky ny teniky anare. 44 Avy amin'ny babanare anare, lay devoly, ary ny tiànare atô de ny filagna zay natôn'ny babanare. Mpamono ôlogna hatramin'izay izy ary tsy mijoro amin'ny famarinagna satrià tsisy marigna akô aminy.Kôfa mandaingia Izy , de ny toetra fatôny ihany
|
||||
42 Jesosy Nivôlagna azy irè hoe :" Ra Andriamanitra no babanare , de tôkony ho tià Za anare , satrià avy tamin'Andriamanitra no nivoahako sy nandianako atô; fô tsy tônga ho azy Za , fô Izy no nagniraka Za.43 Nagnino no tsy azonare ny teniky ? Zegny de satrià tsy afaka hagneky ny teniky anare. 44 Avy amin'ny babanare anare, lay devoly, ary ny tiànare atô de ny filagna zay natôn'ny babanare. Mpamono ôlogna hatramin'izay izy ary tsy mijoro amin'ny famarinagna satrià tsisy marigna akô aminy.Kôfa mandaingia Izy , de ny toetra fatôny ihany no
|
Loading…
Reference in New Issue