Tue Oct 13 2020 10:55:03 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-13 10:55:03 -04:00
parent ee14bb7576
commit 92ff4682cb
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 26 Valo andro tafara de takô ndraiky ré mpianany, ary niaraka taminjaré Tomasy. Nagnatogna Jesosy kô nagnidy tamiagna,ary nijoro niaraka té aminjaré, ary nivôlagna hoe:" Fiadanagna ho anaré." \v 27 Avy te nivôlagna an'i Tomasy izy hoe:" Magnatôgna atô miaraka amin'ny tagnanô ary apitraho akéto amin'ny lanivoako zagny.Aza kely finoagna,fô minoà."
\v 26 Valo andro tafara de takô ndraiky ré mpianany, ary niaraka taminjaré Tomasy. Nagnatogna Jesosy kô nagnidy tamiagna,ary nijoro niaraka té aminjaré, ary nivôlagna hoe: "Fiadanagna ho anaré." \v 27 Avy te nivôlagna an'i Tomasy izy hoe: "Magnatôgna atô miaraka amin'ny tagnanô ary apitraho akéto amin'ny lanivoako zagny. Aza kely finoagna, fô minoà."

View File

@ -1 +1 @@
\v 28 Tomasy namaly ary nivôlagna Ananjy hoe:"Tompoko sy Andriamanitro. \v 29 Ahozy Jesosy taminanjy hoe: "Satrià nahita Anahy Anô, de nino. Sambatra iré Zay tsy nahita , naifa Mino.''
\v 28 Tomasy namaly ary nivôlagna Ananjy hoe: "Tompoko sy Andriamanitro. \v 29 Ahozy Jesosy taminanjy hoe: "Satrià nahita Anahy Anô, de nino. Sambatra iré Zay tsy nahita, naifa mino.''

View File

@ -1 +1 @@
\v 30 Avahizo Jesosy de nagnano famantaragna maro hafa teo agnatraihan'iré mpianany, famantaragna zay tsy voasôratra tagnatin'itô boky tô, \v 31 fô ré de voasôratra mbô hafahanaré mino fô Jesosy no Kristy, Lay zanak'Andriamanitra, ary kôfa mino Ananjy anaré, de hahazo ny fiainagna amin'ny agnarany.
\v 30 Avahizo Jesosy de nagnano famantaragna maro hafa teo agnatraihan'iré mpianany, famantaragna zay tsy voasôratra tagnatin'itô boky tô, \v 31 fô ré de voasôratra mbô hafahanaré mino fô Jesosy no Kristy, ilay zanak'Andriamanitra, ary kôfa mino Ananjy anaré, de hahazo ny fiainagna amin'ny agnarany.

View File

@ -406,9 +406,9 @@
"20-19",
"20-21",
"20-24",
"20-26",
"20-28",
"20-30",
"21-title",
"21-01",
"21-04",
"21-07",