auto save

This commit is contained in:
MAD008 2020-07-30 05:25:56 -04:00 committed by root
parent 1253818d14
commit 6694bdc47f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
17 Nivôlagna taminanjy am- pagnitelo izy hoe:"Simona, zanak'i Jaona, tià Anahy mô anô?'' De nalahelo Petera satrià Jesosy nagnano intelo taminanjy hoe:" Tompo, Anô mahafatantra ny raha jiaby,fantanô fô tiàko Anô'' Aozy Jesosy taminanjy hoe:" Fahano ny ondriànahy.'' 18 Volagniko aminô marigna, de marigna tikoàtra ,tamin'ny anô mbôla tanora, de zatra nampiditra raika ny ankanjonô ary nandaiha tamin'zay tianô, fô kôfa nahai- antitra anô, de hani
17 Nivôlagna taminanjy am- pagnitelo izy hoe:"Simona, zanak'i Jaona, tià Anahy mô anô?'' De nalahelo Petera satrià Jesosy nagnano intelo taminanjy hoe:" Tompo, Anô mahafatantra ny raha jiaby,fantanô fô tiàko Anô'' Aozy Jesosy taminanjy hoe:" Fahano ny ondriànahy.'' 18 Volagniko aminô marigna, de marigna tikoàtra ,tamin'ny anô mbôla tanora, de zatra nampiditra raika ny ankanjonô ary nandaiha tamin'zay tianô, fô kôfa nahai- antitra anô, de haninjitra ny tagnanô, ary ôlon-kafa no hampiakanjo anô sy hitôndra anô amin'za