Mon Oct 12 2020 15:50:33 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-12 15:50:33 -04:00
parent c805a0f67d
commit 6619376e17
6 changed files with 6 additions and 6 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 36 Ahozy Simona Petera taminy hoe :"Tompo, fô andaiha akaiza Anô?''Namaly Jesosy hoe :" Zay ingianako, de tsy afaka hagnarahanare Za zô, fô hagnaraka anare agny avafara.'' \v 37 De ahozy Petera taminy hoe :" Tompo, nagnino za no tsy afaka magnaraka Anô zô? Foèky ho Anô ny aigniako.'' \v 38 De namaly Jesosy hoe :" Hafoènô ho Anahy ve ny aignanô? Volagniky, aminô marigna, de marigna, tokoàtra, fô mbôla tsy magneno ny akôho de aifa handà Anahy intelo anô.''
\v 36 Ahozy Simona Petera taminy hoe: "Tompo, fô andaiha akaiza Anô?'' Namaly Jesosy hoe: "Zay ingianako, de tsy afaka hagnarahanare Za zô, fô hagnaraka anare agny avafara.'' \v 37 De ahozy Petera taminy hoe: "Tompo, nagnino za no tsy afaka magnaraka Anô zô? Foèky ho Anô ny aigniako.'' \v 38 De namaly Jesosy hoe: " Hafoènô ho Anahy ve ny aignanô? Volagniky, aminô marigna, de marigna, tokoàtra, fô mbôla tsy magneno ny akôho de aifa handà Anahy intelo anô.''

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 ''Aza availa hongôrohôro ny fônare. Minoà an'Andriamanitra anare,de minoà Anahy koà. \v 2 Misy efitra maro andragnonin'ny Baba. Ra ts'izegny, de aifa nivôlagna taminare Za, fô hagnomagna toeragna ho anare. \v 3 Ra handaiha Za ary hagnomagna toeragna ho anare, de mbôla hierigna ndraiky Za ary handray anare akato Aminahy, kay zay misy Za de hisy anare koà.
\c 14 \v 1 ''Aza availa hongôrohôro ny fônare. Minoà an'Andriamanitra anare, de minoà Anahy koà. \v 2 Misy efitra maro andragnonin'ny Baba. Ra ts'izegny, de aifa nivôlagna taminare Za, fô hagnomagna toeragna ho anare. \v 3 Ra handaiha Za ary hagnomagna toeragna ho anare, de mbôla hierigna ndraiky Za ary handray anare akato Aminahy, kay zay misy Za de hisy anare koà.

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Anare mahay zay ingianako.'' \v 5 Ahozy Tomasy tamin'i Jesosy hoe:"Tompo, tsy fantanay zay ingiananô, akôry hahaizanay ny lalagna ?'' \v 6 Ahozy Jesosy taminy hoe :'' Za no lalagna sy famarinagna, ary fiainagna ; tsisy afaka magnantogna ny Baba ra tsy amin'ny alalako. \v 7 Ra mahay Za anare, de tôkony mahay Babako koà.Manomboka zô de fantanare Izy ary aifa hitanare.''
\v 4 Anare mahay zay ingianako.'' \v 5 Ahozy Tomasy tamin'i Jesosy hoe: "Tompo, tsy fantanay zay ingiananô, akôry hahaizanay ny lalagna?'' \v 6 Ahozy Jesosy taminy hoe: ''Za no lalagna sy famarinagna, ary fiainagna; tsisy afaka magnantogna ny Baba ra tsy amin'ny alalako. \v 7 Ra mahay Za anare, de tôkony mahay Babako koà. Manomboka zô de fantanare Izy ary aifa hitanare.''

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Ahozy Filipo tamin'i Jesosy hoe :"Tompo, atoro anay ny Baba, de ampy ho anay zegny.'' \v 9 Ahozy Jesosy taminy hoe :" Aifa atrignaila no niarahako taminare de mbôla tsy hainare foàgna ve Za, ry Filipo ? Na zôvy na zôvy nahita Za de nahita ny Baba. Koa ino no hivolagnanare hoe :'Atoro anay Babanô zegny'?
\v 8 Ahozy Filipo tamin'i Jesosy hoe: "Tompo, atoro anay ny Baba, de ampy ho anay zegny.'' \v 9 Ahozy Jesosy taminy hoe: "Aifa atrignaila no niarahako taminare de mbôla tsy hainare foàgna ve Za, ry Filipo ? Na zôvy na zôvy nahita Za de nahita ny Baba. Koa ino no hivolagnanare hoe :'Atoro anay Babanô zegny'?

View File

@ -1 +1 @@
Tôko 14
Tôko faha 14

View File

@ -307,11 +307,11 @@
"13-26",
"13-28",
"13-31",
"13-34",
"13-36",
"14-title",
"14-01",
"14-04",
"14-08",
"14-10",
"14-12",
"14-15",