Mon Oct 12 2020 16:00:33 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-12 16:00:34 -04:00
parent b62aa8ce82
commit 11ed2e45e4
7 changed files with 7 additions and 7 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 " Nivolagniko taminaré zagny raha jiaby zagny mbô tsy ho solafaka anaré. \v 2 Hiroahinjaré ao amin'ny Synagoga anaré. Fô tônga ny andro kôfa hievitra zay jiaby mamono anaré fô zaré de manolotra raha tsara ho an'Andriamanitra.
\c 16 \v 1 "Nivolagniko taminaré zagny raha jiaby zagny mbô tsy ho solafaka anaré. \v 2 Hiroahinjaré ao amin'ny Synagoga anaré. Fô tônga ny andro kôfa hievitra zay jiaby mamono anaré fô zaré de manolotra raha tsara ho an'Andriamanitra.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Haton-jaré zagny satrià tsy mahay ny Ray Na ny taignako zare. \v 4 Nivolagniko anaré iré raha ré mbô kôfa avy ny lairan-jaré, de ho tsaroànare fô aifa nivolagniko taminaré ny mômba aninjaré.Tsy nivolagniko taminaré iré raha ré tagny ampiandohagna,satrià mbôla taminaré Zaho.
\v 3 Haton-jaré zagny satrià tsy mahay ny Ray Na ny taignako zare. \v 4 Nivolagniko anaré iré raha ré mbô kôfa avy ny lairan-jaré, de ho tsaroànare fô aifa nivolagniko taminaré ny mômba aninjaré.Tsy nivolagniko taminaré iré raha ré tagny ampiandohagna, satrià mbôla taminaré Zaho.

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Kôfa tônga izy, de hagnaporofo amin'izao tontolo zao ho diso mômban'ny fahotagna, ny fahamarinagna, ary mômban'ny fitsaragna— \v 9 mômban'ny fahotagna ny mampahery,satrià tsy mino Anahy zaré; \v 10 mômban'ny fahamarinagna, satrià hody agny amin'ny Ray Zaho, kay tsy ho hitanaré eky; \v 11 ary mômban'ny fitsaragna, satrià ny mpanapaka izao tontolo zao de nitsaraigna.
\v 8 Kôfa tônga izy, de hagnaporofo amin'izao tontolo zao ho diso mômban'ny fahotagna, ny fahamarinagna, ary mômban'ny fitsaragna— \v 9 mômban'ny fahotagna ny mampahery, satrià tsy mino Anahy zaré; \v 10 mômban'ny fahamarinagna, satrià hody agny amin'ny Ray Zaho, kay tsy ho hitanaré eky; \v 11 ary mômban'ny fitsaragna, satrià ny mpanapaka izao tontolo zao de nitsaraigna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Managna raha maro hambara aminaré Zaho, fô tsy ho azonaré ny hevitr'izagny zô. \v 13 Kanaifa,kôfa tônga izy, Fagnahin'ny Fahamarinagna,de hitarika anaré ho amin'ny fahamarinagna jiaby,satrià tsy hivôlagna avy amin'ny taignany izy, ary hivôlagna aminaré iré raha ré zay ho avy. \v 14 Hagnomià voninahitra Ananjy izy, satrià ny avy amin'ny Aninahy foàgna no ambarany aminaré.
\v 12 Managna raha maro hambara aminaré Zaho, fô tsy ho azonaré ny hevitr'izagny zô. \v 13 Kanaifa, kôfa tônga izy, Fagnahin'ny Fahamarinagna, de hitarika anaré ho amin'ny fahamarinagna jiaby, satrià tsy hivôlagna avy amin'ny taignany izy, ary hivôlagna aminaré iré raha ré zay ho avy. \v 14 Hagnomià voninahitra Ananjy izy, satrià ny avy amin'ny Aninahy foàgna no ambarany aminaré.

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Zay jiaby anagnan'ny Baba de Anahy. Noho zegny, nivôlagna Za fô lay Fagnahy de hiàlaka amin'izay Anahy ary hivôlagna zegny aminare. \v 16 Afaka fotoagna fôhy de tsy hahita Za èky anare , ary afaka fotoagna fôhy de hahita Za ndraiky anare.''
\v 15 Zay jiaby anagnan'ny Baba de Anahy. Noho zegny, nivôlagna Za fô lay Fagnahy de hiàlaka amin'izay Anahy ary hivôlagna zegny aminare. \v 16 Afaka fotoagna fôhy de tsy hahita Za èky anare , ary afaka fotoagna fôhy de hahita Za ndraiky anare.''

View File

@ -1 +1 @@
Tôko 16
Tôko faha 16

View File

@ -334,12 +334,12 @@
"15-20",
"15-23",
"15-26",
"16-title",
"16-01",
"16-03",
"16-05",
"16-08",
"16-12",
"16-15",
"16-17",
"16-19",
"16-22",