Mon Oct 12 2020 16:12:33 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-12 16:12:34 -04:00
parent eea577607f
commit 11d6f2d455
7 changed files with 7 additions and 7 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Zaho de tsy mivavaka ho an'iré foagna, fo an'iré zay hino Anahy alalan'ny teninjaré koa \v 21 mbô ho raiky foagna izy jiaby,karaha anô,Ray, aminahy akato,ary Zaho aminô.Mivavaka Zaho mbô ho amintsika koa zaré mbô hinoàn'izao tontolo zao fô nagnasa Anahy Anô.
\v 20 Zaho de tsy mivavaka ho an'iré foagna, fo an'iré zay hino Anahy amin'ny alalan'ny teninjaré koa \v 21 mbô ho raiky foagna izy jiaby, karaha anô, Ray, aminahy akato, ary Zaho aminô. Mivavaka Zaho mbô ho amintsika koa zaré mbô hinoàn'izao tontolo zao fô nagnasa Anahy Anô.

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 Ny voninahitra zay namiànô Anahy, de namiàko aninjaré,mbô ho raky zaré, karaha ny maha raiky antsika. \v 23 Zaho amin-jaré,ary Anô aminahy akato _ kai ho taigna raiky tantairaka tikoàtra zaré, mbô ho fantatr'izao tontolo zao fô nagnasa Anahy Anô,ary nitià zaré karaha ny nitiavanô Anahy.
\v 22 Ny voninahitra zay namiànô Anahy, de namiàko aninjaré, mbô ho raky zaré, karaha ny maha raiky antsika. \v 23 Zaho amin-jaré, ary Anô aminahy akato _ kai ho taigna raiky tantairaka tikoàtra zaré, mbô ho fantatr'izao tontolo zao fô nagnasa Anahy Anô, ary nitià zaré karaha ny nitiavanô Anahy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 24Ray ô, re zay namianô Zaho de tiako hiaraka aminahy na akaiza na akaiza no misy Anahy, ary nahita ny voninahitro, lay voninahitra zay namianô Anahy satrià nitia Anahy anô talôhan'ny nahariagna izao tontolo zao.
\v 24 Ray ô, re zay namianô Zaho de tiako hiaraka aminahy na akaiza na akaiza no misy Anahy, ary nahita ny voninahitro, lay voninahitra zay namianô Anahy satrià nitia Anahy anô talôhan'ny nahariagna izao tontolo zao.

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 Ray marigna ô, tsy mahay Anô izao tontolo zao, fô Zaho mahay Anô; ary zaré mahay fô nagnasa Anahy Anô. \v 26 Nampafantariky anjaré ny agnaranô, ary mbôla ho ampafatariky zagny mbô ho amin-jaré ny fitiavagna zay nitianô Anahy,ary Zaho ho amin-jaré.
\v 25 Ray marigna ô, tsy mahay Anô izao tontolo zao, fô Zaho mahay Anô; ary zaré mahay fô nagnasa Anahy Anô. \v 26 Nampafantariky anjaré ny agnaranô, ary mbôla ho ampafatariky zagny mbô ho amin-jaré ny fitiavagna zay nitianô Anahy, ary Zaho ho amin-jaré.

View File

@ -1 +1 @@
\v 1Tafaran'ny nivolagnan'i Jesosy iré teny ré, de nivoaka niaraka tamin,iré mpianany Izy ho ampitany akagny amin'ny lôhasan-drika agn'i KIdrona, zay nisy tsabo nidirany sy iré mpianany. \v 2 Ary Jodasy, zay namadika an'i Jesosy, nahay ny toairagna koa, satria nandaiha matetika tagny Jesosy sy iré mpianany. \v 3 Avy té Jodasy, nitarika ire vondrogna miaramila sy ire mpiandry raraha sanany avy amin'ire lôhan'ny mpisorogna sy Fariseo, nandaiha tagny niaraka tamin'ny fagnilo, fanala ary fitaovam-piadivagna.
\c 18 \v 1 Tafaran'ny nivolagnan'i Jesosy iré teny ré, de nivoaka niaraka taminiré mpianany Izy ho ampitany akagny amin'ny lôhasan-drika agn'i KIdrona, zay nisy tsabo nidirany sy iré mpianany. \v 2 Ary Jodasy, zay namadika an'i Jesosy, nahay ny toairagna koa, satria nandaiha matetika tagny Jesosy sy iré mpianany. \v 3 Avy té Jodasy, nitarika ire vondrogna miaramila sy ire mpiandry raraha sanany avy amin'ire lôhan'ny mpisorogna sy Fariseo, nandaiha tagny niaraka tamin'ny fagnilo, fanala ary fitaovam-piadivagna.

View File

@ -1 +1 @@
Tôko 18
Tôko faha 18

View File

@ -356,11 +356,11 @@
"17-12",
"17-15",
"17-18",
"17-20",
"17-22",
"17-24",
"17-25",
"18-title",
"18-01",
"18-04",
"18-06",
"18-08",