Mon Oct 12 2020 15:56:33 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-12 15:56:35 -04:00
parent 9ef1d8f5b9
commit 0c76c9835e
7 changed files with 7 additions and 6 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 15 \v 1 "Zaho no taigna voaloboka, ary ny Raiko no mpamboly. \v 2 Alàvo aminahy ny sampagna jiaby zay tsy mamoà voankazo, ary rantasagnina ny sampagna zay mamokatra mbô hamoà voankazo bebe kokoà zagny
\c 15 \v 1 "Zaho no taigna voaloboka, ary ny Raiko no mpamboly. \v 2 Alàvo aminahy ny sampagna jiaby zay tsy mamoà voankazo, ary rantsagnina ny sampagna zay mamokatra mbô hamoà voankazo bebe kokoà zagny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Aifa mady anaré noho lay hafatra zay nivolagniko taminaré. \v 4 Mitoaira aminahy,ary Zaho aminaré.Karaha ny sampagna tsy afaka mamoà voankazo amin'ny taignany ko tsy mipaitraka ao amin'ny voaloboka zagny, de karanjagny koà anaré, kô tsy mipaitraka aminahy.
\v 3 Aifa mady anaré noho lay hafatra zay nivolagniko taminaré. \v 4 Mitoaira aminahy, ary Zaho aminaré. Karaha ny sampagna tsy afaka mamoà voankazo amin'ny taignany ko tsy mipaitraka ao amin'ny voaloboka zagny, de karanjagny koà anaré, kô tsy mipaitraka aminahy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Zaho no voaloboka, anaré no sampagna. Zay mipaitraka Aminahy ary Zaho aminanjjy,de mamoà be izy,fô kô tsisy Anahy de tsy mahaifa na ino na ino anaré. \v 6 Kô misy ôlogna tsy mipaitraka Aminahy, de ariagna karaha ny sampagna izy ary halazo,ary zaré magnonkogna iré sampagna ary magnary zagny amin'ny afo, ary may zaré. \v 7 Kô mipaitraka Aminahy anaré, ary kô mipaitraka minaré ré teniko, angataho na ino na ino irinaré, de atô aminaré zagny.
\v 5 Zaho no voaloboka, anaré no sampagna. Zay mipaitraka Aminahy ary Zaho aminanjy,de mamoà be izy, fô kô tsisy Anahy de tsy mahaifa na ino na ino anaré. \v 6 Kô misy ôlogna tsy mipaitraka Aminahy, de ariagna karaha ny sampagna izy ary halazo, ary zaré magnonkogna iré sampagna ary magnary zagny amin'ny afo, ary may zaré. \v 7 Kô mipaitraka Aminahy anaré, ary kô mipaitraka minaré ré teniko, angataho na ino na ino irinaré, de atô aminaré zagny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Ny Raiko de amià- boninahitra amin'zao tontolo zao, de ny amokaranaré voankazo bebe kokoà kai ho porofo fô mpianatranahy anaré. \v 9 Karaha ny nitiavan'i Ray Anahy, no nitiavako anaré. Mipitraha amin'ny fitiavako.
\v 8 Ny Raiko de amià-boninahitra amin'zao tontolo zao, de ny amokaranaré voankazo bebe kokoà kai ho porofo fô mpianatranahy anaré. \v 9 Karaha ny nitiavan'i Ray Anahy, no nitiavako anaré. Mipitraha amin'ny fitiavako.

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Zô no didiko, de ny hifankatiavanaré karaha ny nitiavako anaré. \v 13 Tsisy manam- pitiavagna maventy be mihoàtra noho zô, de ny manolotra ny ainy ho an'iré sakaizany.
\v 12 Zô no didiko, de ny hifankatiavanaré karaha ny nitiavako anaré. \v 13 Tsisy manam-pitiavagna maventy be mihoàtra noho zô, de ny manolotra ny ainy ho an'iré sakaizany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Namako anaré kô magnano iré raha andidiko anaré ré. \v 15 Tsy hagnatso anaré hoe mpanopoko eky Zaho,satrià ny mpanompo de tsy mahay zay atôny tômpony.Nantsoviko hoe namako anaré, satrià ny raha jiaby zay regniko tamin'ny Raiko, de nampafantariko anaré
\v 14 Namako anaré kô magnano iré raha andidiko anaré ré. \v 15 Tsy hagnatso anaré hoe mpanopoko eky Zaho, satrià ny mpanompo de tsy mahay zay atôny tômpony. Nantsoviko hoe namako anaré, satrià ny raha jiaby zay regniko tamin'ny Raiko, de nampafantariko anaré.

View File

@ -322,6 +322,7 @@
"14-25",
"14-28",
"15-title",
"15-01",
"15-03",
"15-05",
"15-08",