2020-08-31 14:16:47 +00:00
|
|
|
\v 34 Fô lay araiky nirahin'Andriamanitra de mivôlagna ny tenin'Andriamanitra. Satrià tsy nasiany fetra ny fagnomezagna ny Fanahy. \v 35 Ny Baba tià lay zanaka lahy ké nametraka ny raha-jiaby taketo ampelan-tagnany. \v 36 Zay mino lay Zanaka lahy de managna ny fiainagna mandrakizay, fô zay tsy magneky lay zanaka lahy ndraiky de tsy hahita fiainagna, fô hitoeran'ny havigniran'Andriamanitra.''
|