bmm_jhn_text_reg/05/16.txt

1 line
425 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-07-30 17:18:17 +00:00
16Ary noho re raha re de nagnenjika an'i Jesosy re Jiosy, satria nagnano re raha re tamin'ny Sabata Izy. 17Ary namaly azy re Jesosy hoe: "Ny Raiko de miasa eny fa na zô aza, ary Zaho, ihany koa, de miasa." 18Noho zagny, de vao maika nitady hamono Ananjy re Jiosy tsy nohon'ny faniratisrany ny Sabata foagna, fô ny niantsoany an'Andriamanitra ihany koa hoe Rainy manôkagna, magnano ny taignany ho mitovy amin'Andriamanitra.