2020-07-30 12:11:31 +00:00
|
|
|
32Jaona nagnambara, magnano hoe: "Nahita ny Fagnahy nirôrogna avy agny an-dagnitra kara ny voromailala zaho, ary nipaitraka ambônin'zagny.33 Tsy mahafantatra Ananjy zaho, fô Izy zay nagnasa anahy hagnano batisa amin'ny rano nivôlagna taminahy hoe: "Eo ambonin'izay hitanô hirorôgnan'ny Fagnahy sy hitoerany eo aminy, Izy lay raika zay magnano batisa amin'ny Fagnahy Masigna.' 34Sady nahita zaho no nanambara fô izy lay Zanak'Andriamanitra.''
|