bmm_jhn_text_reg/18/12.txt

1 line
391 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 12 Noho zagny iré vôndrogna miaramila sy ny kapiteny, ary iré mpiandry rarahan'iré Jiosy, de nisambotra an'i Jesosy ary namatotra Ananjy . \v 13 Nindosinjaré tagny amin'i Anasy Izy malôka Izy, satria izy de rafôzan-dahin'i Kaiafa, Zay mpisorognabe tamin'io tôgna io. \v 14 Ary Kaiafa de lay nagnomia hevitra iré Jiosy fô tsara kokoa kô misy ôlogna raiky maty ho an'ny vahoaka.