2020-10-12 19:54:33 +00:00
|
|
|
\v 25 Aifa nivolagniky taminare irè raha irè, ra mbôla nidôka niaraka taminare Za. \v 26 Kanaifa, lay Mpampahery - lay Fagnahy Masigna, zay hasainy Baba amin'ny Agnarako_ izy no hampianatra anare ny raha jiaby sy hanohignia zay jiaby nivolagniky taminare. \v 27 Fiadanagna no availako ho anare; amiako anare ny fiadanako. Tsy amiako ôhatra ny fagnomaizan'izô tontolo izô zegny. Aza availa hongôrohôro ny fônare, ary aza matahotra.
|